David Destroys the Amalekites
1. And it came to pass, when David and his men were come to Ziklag on the third day, that the Amalekites had invaded the south, and Ziklag, and smitten Ziklag, and burned it with fire;
1. Lorsque David arriva le troisième jour à Tsiklag avec ses gens, les Amalécites avaient fait une invasion dans le midi et à Tsiklag. Ils avaient détruit et brûlé Tsiklag,
1. "Ary izao no niseho, nony tonga tao Ziklaga i Davida sy ny olony tamin' ny andro fahatelo, ny Amalekita dia efa nanafika ny atsimo sy Ziklaga ary namely an' i Ziklaga ka nandoro azy tamin' ny afo;"
2. And had taken the women captives, that were therein: they slew not any, either great or small, but carried them away, and went on their way.
2. après avoir fait prisonniers les femmes et tous ceux qui s`y trouvaient, petits et grands. Ils n`avaient tué personne, mais ils avaient tout emmené et s`étaient remis en route.
2. "Ary efa namabo ny vehivavy sy izay rehetra tao izy, na lehibe na kely, nefa tsy nisy novonoiny na dia iray aza; fa nentiny ho babo ireo, ka lasa nandeha izy."
3. So David and his men came to the city, and, behold, it was burned with fire; and their wives, and their sons, and their daughters, were taken captives.
3. "David et ses gens arrivèrent à la ville, et voici, elle était brûlée; et leurs femmes, leurs fils et leurs filles, étaient emmenés captifs."
3. "Ary Davida sy ny olony tonga tao amin' ny tanàna, ary, indro, efa levon' ny afo ny tanàna; ary ny vadiny mbamin' ny zanany lahy sy ny zanany vavy efa lasan-ko babo."
4. Then David and the people that were with him lifted up their voice and wept, until they had no more power to weep.
4. Alors David et le peuple qui était avec lui élevèrent la voix et pleurèrent jusqu`à ce qu`ils n`eussent plus la force de pleurer.
4. Ary Davida sy ny olona izay nanaraka azy dia nanandratra ny feony nitomany ambara-paha-tsy nahatomany intsony.
5. And David's two wives were taken captives, Ahinoam the Jezreelitess, and Abigail the wife of Nabal the Carmelite.
5. Les deux femmes de David avaient été emmenées, Achinoam de Jizreel, et Abigaïl de Carmel, femme de Nabal.
5. Ary voababo koa izy roa vavy vadin' i Davida, dia Ahinoama Jezirelita sy Abigaila, ilay novinadin' i Nabala Karmelita.
6. And David was greatly distressed; for the people spake of stoning him, because the soul of all the people was grieved, every man for his sons and for his daughters: but David encouraged himself in the LORD his God.
6. David fut dans une grande angoisse, car le peuple parlait de le lapider, parce que tous avaient de l`amertume dans l`âme, chacun à cause de ses fils et de ses filles. Mais David reprit courage en s`appuyant sur l`Éternel, son Dieu.
6. "Ary ory indrindra Davida, fa ny olona nifampitaona hitora-bato azy, satria samy nalahelo ny zanany lahy sy ny zanany vavy ny olona rehetra; fa Davida kosa nampahery ny tenany tamin' i Jehovah Andriamaniny."
7. And David said to Abiathar the priest, Ahimelech's son, I pray thee, bring me hither the ephod. And Abiathar brought thither the ephod to David.
7. Il dit au sacrificateur Abiathar, fils d`Achimélec: Apporte-moi donc l`éphod! Abiathar apporta l`éphod à David.
7. Ary hoy Davida tamin' i Abiatara mpisorona, zanak' i Ahimeleka: Masìna ianao, ento ety amiko ny efoda. dia nentin' i Abiatara teo amin' i Davida ny efoda.
8. And David enquired at the LORD, saying, Shall I pursue after this troop? shall I overtake them? And he answered him, Pursue: for thou shalt surely overtake them, and without fail recover all.
8. Et David consulta l`Éternel, en disant: Poursuivrai-je cette troupe? l`atteindrai-je? L`Éternel lui répondit: Poursuis, car tu atteindras, et tu délivreras.
8. Ary Davida nanontany tamin' i Jehovah hoe: Henjehiko va izany jirika izany? Ho tratro va izy? Dia namaly azy Jehovah hoe: Enjeho izy, fa ho tratrao ary ho tafaverinao avokoa ny rehetra.
9. So David went, he and the six hundred men that were with him, and came to the brook Besor, where those that were left behind stayed.
9. Et David se mit en marche, lui et les six cents hommes qui étaient avec lui. Ils arrivèrent au torrent de Besor, où s`arrêtèrent ceux qui restaient en arrière.
9. Dia lasa i Davida sy ny eninjato lahy izay nanaraka azy ka tonga teo amin' ny renirano Besora, ary teo no nijanonan' ny sasany izay tavela tany aoriana.
10. But David pursued, he and four hundred men: for two hundred abode behind, which were so faint that they could not go over the brook Besor.
10. "David continua la poursuite avec quatre cents hommes; deux cents hommes s`arrêtèrent, trop fatigués pour passer le torrent de Besor."
10. "Ary Davida sy ny efajato lahy no nanenjika; fa ny roanjato kosa, izay reraka ka tavela tany aoriana dia tsy afaka nita ny renirano Besora."
11. And they found an Egyptian in the field, and brought him to David, and gave him bread, and he did eat; and they made him drink water;
11. Ils trouvèrent dans les champs un homme égyptien, qu`ils conduisirent auprès de David. Ils lui firent manger du pain et boire de l`eau,
11. "Ary nahita lehilahy Egyptiana tany an-tsaha ny olona, ka nentiny tany amin' i Davida; ary nomeny hanina ralehilahy, ka nihinana izy, ary nampisotroiny rano koa izy."
12. And they gave him a piece of a cake of figs, and two clusters of raisins: and when he had eaten, his spirit came again to him: for he had eaten no bread, nor drunk any water, three days and three nights.
12. et ils lui donnèrent un morceau d`une masse de figues sèches et deux masses de raisins secs. Après qu`il eut mangé, les forces lui revinrent, car il n`avait point pris de nourriture et point bu d`eau depuis trois jours et trois nuits.
12. "Ary nomeny ampempan' aviavy iray didy sy voaloboka maina roa sampaho izy, ary rehefa nihinana izy, dia nody indray ny ainy; fa hateloan' andro sy hateloan' alina izy no tsy nihinan-kanina na nisotro rano."
13. And David said unto him, To whom belongest thou? and whence art thou? And he said, I am a young man of Egypt, servant to an Amalekite; and my master left me, because three days agone I fell sick.
13. David lui dit: A qui es-tu, et d`où es-tu? Il répondit: Je suis un garçon égyptien, au service d`un homme amalécite, et voilà trois jours que mon maître m`a abandonné parce que j`étais malade.
13. "Ary hoy Davida taminy: An' iza moa ianao, ary avy taiza? Ary hoy izy: Zatovo Egyptiana, mpanompon' ny Amalekita iray aho; ary narian' ny tompoko aho, fa narary afak' omaly."
14. We made an invasion upon the south of the Cherethites, and upon the coast which belongeth to Judah, and upon the south of Caleb; and we burned Ziklag with fire.
14. Nous avons fait une invasion dans le midi des Kéréthiens, sur le territoire de Juda et au midi de Caleb, et nous avons brûlé Tsiklag.
14. Izahay dia nanafika ny tany atsimo izay an' ny Keretita sy ny an' ny Joda ary ny tany atsimo izay an' i Kaleba ary nandoro an' i Ziklaga tamin' ny afo.
15. And David said to him, Canst thou bring me down to this company? And he said, Swear unto me by God, that thou wilt neither kill me, nor deliver me into the hands of my master, and I will bring thee down to this company.
15. David lui dit: Veux-tu me faire descendre vers cette troupe? Et il répondit: Jure-moi par le nom de Dieu que tu ne me tueras pas et que tu ne me livreras pas à mon maître, et je te ferai descendre vers cette troupe.
15. Ary hoy Davida taminy: Hitondra ahy midina ho amin' izany jirika izany va ianao? Ary hoy izy: Mianiàna amiko amin' Andriamanitra fa tsy hamono ahy ianao na hanolotra ahy ho eo an-tanan' ny tompoko, dia hitondra anao midina ho amin' izany jirika izany aho.
16. And when he had brought him down, behold, they were spread abroad upon all the earth, eating and drinking, and dancing, because of all the great spoil that they had taken out of the land of the Philistines, and out of the land of Judah.
16. Il lui servit ainsi de guide. Et voici, les Amalécites étaient répandus sur toute la contrée, mangeant, buvant et dansant, à cause du grand butin qu`ils avaient enlevé du pays des Philistins et du pays de Juda.
16. Ary nony nentiny nidina izy, indreo, miely eran' ny tany izy homana sy misotro ary mandihy noho ny habetsahan' ny babo rehetra izay azony tamin' ny tanin' ny Filistina sy ny tanin' ny Joda.
17. And David smote them from the twilight even unto the evening of the next day: and there escaped not a man of them, save four hundred young men, which rode upon camels, and fled.
17. David les battit depuis l`aube du jour jusqu`au soir du lendemain, et aucun d`eux n`échappa, excepté quatre cents jeunes hommes qui montèrent sur des chameaux et s`enfuirent.
17. "Ary Davida namely azy tamin' iny takariva iny ka hatramin' ny ampitso hariva; ary tsy nisy olona afaka, afa-tsy zatovo efajato lahy izay nitaingina rameva ka nandositra."
18. And David recovered all that the Amalekites had carried away: and David rescued his two wives.
18. David sauva tout ce que les Amalécites avaient pris, et il délivra aussi ses deux femmes.
18. "Dia azon' i Davida indray izay rehetra efa nobaboin' ny Amalekita; ary dia avotr' i Davida koa ny vadiny roa."
19. And there was nothing lacking to them, neither small nor great, neither sons nor daughters, neither spoil, nor any thing that they had taken to them: David recovered all.
19. Il ne leur manqua personne, ni petit ni grand, ni fils ni fille, ni aucune chose du butin, ni rien de ce qu`on leur avait enlevé: David ramena tout.
19. "Ary tsy nisy zavatra tsy azony, na kely na be, na zazalahy na zazavavy, na inona na inona tamin' izay nobaboin' ireny; izany rehetra izany dia azon' i Davida avokoa."
20. And David took all the flocks and the herds, which they drave before those other cattle, and said, This is David's spoil.
20. "Et David prit tout le menu et le gros bétail; et ceux qui conduisaient ce troupeau et marchaient à sa tête disaient: C`est ici le butin de David."
20. "Ary naka ny ondry aman' osy sy ny omby rehetra i Davida, ary nentiny nialoha ny omby hafa ireo; sady nisy niteny hoe: Itony no babon' i Davida."
21. And David came to the two hundred men, which were so faint that they could not follow David, whom they had made also to abide at the brook Besor: and they went forth to meet David, and to meet the people that were with him: and when David came near to the people, he saluted them.
21. David arriva auprès des deux cents hommes qui avaient été trop fatigués pour le suivre, et qu`on avait laissés au torrent de Besor. Ils s`avancèrent à la rencontre de David et du peuple qui était avec lui. David s`approcha d`eux, et leur demanda comment ils se trouvaient.
21. "Ary Davida tonga teo amin' ny roanjato lahy, izay reraka ka tsy afaka nanaraka azy, fa najanony teo amin' ny renirano Besora; ary dia nandeha ireo hitsena an' i Davida sy ny olona nanaraka azy; ary nony tonga teo akaikin' ny olona Davida, dia niarahaba ireo izy."
22. Then answered all the wicked men and men of Belial, of those that went with David, and said, Because they went not with us, we will not give them ought of the spoil that we have recovered, save to every man his wife and his children, that they may lead them away, and depart.
22. "Tous les hommes méchants et vils parmi les gens qui étaient allés avec David prirent la parole et dirent: Puisqu`ils ne sont pas venus avec nous, nous ne leur donnerons rien du butin que nous avons sauvé, sinon à chacun sa femme et ses enfants; qu`ils les emmènent, et s`en aillent."
22. "Dia namaly ny olona ratsy fanahy rehetra sy ny olon' i Beliala, izay isan' ireo nanaraka an' i Davida ka nanao hoe: Satria tsy mba niaraka tamintsika ireo, dia tsy hanomezantsika azy ny babo izay azontsika, afa-tsy ny vadiny aman-janany isany avy; fa ireo no aoka hoentiny, dia handeha izy ireo."
23. Then said David, Ye shall not do so, my brethren, with that which the LORD hath given us, who hath preserved us, and delivered the company that came against us into our hand.
23. "Mais David dit: N`agissez pas ainsi, mes frères, au sujet de ce que l`Éternel nous a donné; car il nous a gardés, et il a livré entre nos mains la troupe qui était venue contre nous."
23. "Fa hoy Davida: Aza manao an' izany amin' izay nomen' i Jehovah antsika, ry rahalahy; fa niaro antsika Izy, ary natolony teo an-tanantsika ny jirika izay tonga namely antsika."
24. For who will hearken unto you in this matter? but as his part is that goeth down to the battle, so shall his part be that tarrieth by the stuff: they shall part alike.
24. Et qui vous écouterait dans cette affaire? La part doit être la même pour celui qui est descendu sur le champ de bataille et pour celui qui est resté près des bagages: ensemble ils partageront.
24. "Koa iza no hihaino anareo amin' izany? Fa tahaka ny anjaran' izay nidina hiady ihany no ho anjaran' izay nitoetra tamin' ny entana; hiara-misalahy izy."
25. And it was so from that day forward, that he made it a statute and an ordinance for Israel unto this day.
25. Il en fut ainsi dès ce jour et dans la suite, et l`on a fait de cela jusqu`à ce jour une loi et une coutume en Israël.
25. Dia izany no fanao hatramin' izany andro izany, ka dia natao didy sy lalàna tamin' ny Isiraely izany ambaraka androany.
26. And when David came to Ziklag, he sent of the spoil unto the elders of Judah, even to his friends, saying, Behold a present for you of the spoil of the enemies of the LORD;
26. De retour à Tsiklag, David envoya une partie du butin aux anciens de Juda, à ses amis, en leur adressant ces paroles: Voici pour vous un présent sur le butin des ennemis de l`Éternel!
26. Ary raha tonga tao Ziklaga Davida, dia mba nanaterany ho an' ny loholon' ny Joda sakaizany ny babo ka nataony hoe: Indro ny fanomezana ho anareo avy amin' ny babo azo tamin' ny fahavalon' i Jehovah,
27. To them which were in Bethel, and to them which were in south Ramoth, and to them which were in Jattir,
27. Il fit ainsi des envois à ceux de Béthel, à ceux de Ramoth du midi, à ceux de Jatthir,
27. Dia ho an' izay ao Betela sy ho an' izay ao Ramata atsimo, sy ho an' izay ao Jatina,
28. And to them which were in Aroer, and to them which were in Siphmoth, and to them which were in Eshtemoa,
28. à ceux d`Aroër, à ceux de Siphmoth, à ceux d`Eschthemoa,
28. Sy ho an' izay ao Aroera sy ho an' izay ao Sifmota sy ho an' izay ao Estemoa,
29. And to them which were in Rachal, and to them which were in the cities of the Jerahmeelites, and to them which were in the cities of the Kenites,
29. à ceux de Racal, à ceux des villes des Jerachmeélites, à ceux des villes des Kéniens,
29. Sy ho an' izay ao Rakala sy ho an' izay any an-tanànan' ny Jeramelita sy ho an' izay any an-tanànan' ny Kenita,
30. And to them which were in Hormah, and to them which were in Chorashan, and to them which were in Athach,
30. à ceux de Horma, à ceux de Cor Aschan, à ceux d`Athac,
30. Sy ho an' izay ao Horma sy ho an' izay ao Korasana sy ho an' izay ao ataka,
31. And to them which were in Hebron, and to all the places where David himself and his men were wont to haunt.
31. à ceux d`Hébron, et dans tous les lieux que David et ses gens avaient parcourus.
31. Sy ho an' izay ao Hebrona ary ho an' izay any amin' ny tany rehetra nandehandehanan' i Davida sy ny olony.